1 Kings 11:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sady hoy izy tamin’i Jeroboama: Raiso ny tapatapany folo! Fa izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Indro, Izaho hanendaka ny fanjakana ho afaka amin’ny tanan’i Solomona ary homeko anao ny foko folo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hoy izy tamin’i Jerôama: «Raiso ho anao ny tapatapany folo, fa izao no lazain’i Iaveh Andriamanitr’i Israely: Indro, hendahako avy eo an-tanànan’i Salômôna ny fanjakana, ka homeko anao ny foko folo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary hoy izy tamin’i Jerôbohama: –Raiso ho anao ny tapany folo, fa izao no lazain’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely: Indro efa hoendahako eo an-tanan’i Salômôna ny fanjakana ka homeko anao ny foko folo,
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy tamin'i Jeroboama: Raiso ho anao ny tapatapany folo; fa izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Indro, Izaho efa hanendaka ny fanjakana ho afaka amin'ny tànan'i Solomona, ary homeko anao ny firenena folo
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sady hoy izy tamin’i Jeroboama: Raiso ny tapatapany folo! Fa izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Indro, Izaho hanendaka ny fanjakana ho afaka amin’ny tanan’i Solomona ary homeko anao ny foko folo.
malagasy