1 Kings 11:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa ny foko iray dia mbola havela ho azy ihany noho ny amin’i Davida mpanompoko sy i Jerosalema, tanàna izay nofidiko tamin’ireo fokon’ny Israely rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny foko iray ihany no sisa azy, noho ny amin’i Davida mpanompoko sy noho ny amin’i Jerosalema, tanàna voafidiko tamin’ny fokon’i Israely rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa ny foko iray ihany sisa no havelako ho azy noho ny amin’i Davida mpanompoko sy i Jerosalema tanàna nofidiko tamin’ny foko israelita rehetra.
Malagasy Bible 1865
(nefa ny firenena iray dia i mbola havela ho azy ihany noho ny amin'i Davida mpamompoko sy Jerosalema, tanàna izay nofidiko tamin'ny firenen'Isiraely),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa ny foko iray dia mbola havela ho azy ihany noho ny amin’i Davida mpanompoko sy i Jerosalema, tanàna izay nofidiko tamin’ireo fokon’ny Israely rehetra,
malagasy
(nefa ny firenena iray dia i mbola havela ho azy ihany noho ny amin'i Davida mpamompoko sy Jerosalema, tanàna izay nofidiko tamin'ny firenen'Isiraely),