1 Kings 11:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tsy hesoriko eo an-tanany avokoa ny fanjakana rehetra fa hampitoeriko ho mpanjaka ihany izy amin’ny andro rehetra hiainany noho ny amin’i Davida mpanompoko izay nofidiko ary nitandrina ny lalànako sy ny didiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny andro rehetra hiainany anefa, tsy hanatsoahako eo am-pelatanany akory ny fanjakana na tapany aza, fa hampaharetiko ho Andriana izy noho ny amin’i Davida mpanompoko, izay nofidiko, sy nitandrina ny didy aman-dalàko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa tsy hoesoriko eo an-tanan’i Salômôna izany fanjakana manontolo izany fa efa nataoko ho filohan’ny vahoakako amin’ny andro rehetra iainany izy noho ny amin’i Davida mpanompoko izay nofidiko sady nitandrina ny didy aman-dalànako.
Malagasy Bible 1865
Nefa tsy hesoriko eo an-tanany avokoa ny fanjakana rehetra; fa hampitoeriko ho mpanjaka ihany izy amin'ny andro rehetra hiainany noho ny amin'i Davida mpanompoko izay nofidiko, satria izy nitandrina ny lalàko sy ny didiko;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tsy hesoriko eo an-tanany avokoa ny fanjakana rehetra fa hampitoeriko ho mpanjaka ihany izy amin’ny andro rehetra hiainany noho ny amin’i Davida mpanompoko izay nofidiko ary nitandrina ny lalànako sy ny didiko.
malagasy