1 Kings 11:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa hesoriko tsy ho eo an-tanan’ny zanany kosa ny fanjakana ka homeko anao, saingy ny firenena folo aminy ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa rehefa mby an-tanan’ny zanany vao hesoriko ny fanjakana, ka homeko anao ny foko folo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy hoesoriko eo an-tanan-janany kosa ny fanjakana, ka homeko anao ny foko folo.
Malagasy Bible 1865
fa hesoriko eo an-tànan'ny zanany kosa ny fanjakana ka homeko anao, nefa ny firenena folo ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa hesoriko tsy ho eo an-tanan’ny zanany kosa ny fanjakana ka homeko anao, saingy ny firenena folo aminy ihany.
malagasy
fa hesoriko eo an-tànan'ny zanany kosa ny fanjakana ka homeko anao, nefa ny firenena folo ihany.