1 Kings 11:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ianao no halaiko ka hanjaka amin’izay rehetra irinao ary ho mpanjaka amin’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Halaiko ianao, ka hanjaka amin’izay rehetra irin’ny fanahinao, ary ho mpanjaka amin’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ianao kosa, ry Jerôbohama, no halaiko hanjaka amin’izay sehatra rehetra irinao ka ho mpanjaka amin’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary ianao no halaiko, ka hanjaka amin'izay rehetra irin'ny fanahinao ary ho mpanjaka amin'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ianao no halaiko ka hanjaka amin’izay rehetra irinao ary ho mpanjaka amin’ny Israely.
malagasy
Ary ianao no halaiko, ka hanjaka amin'izay rehetra irin'ny fanahinao ary ho mpanjaka amin'ny Isiraely.