1 Kings 11:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hampietry ny taranak’i Davida Aho noho izany, nefa tsy ho mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny taranak’i Davida kosa haetriko noho ny fivadihany; tsy ho mandrakizay anefa izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hampietreko ny taranak’i Davida –nefa tsy ho mandrakizay akory izany.»
Malagasy Bible 1865
Ary hampietry ny taranak'i Davida kosa Aho noho izany, nefa tsy ho mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hampietry ny taranak’i Davida Aho noho izany, nefa tsy ho mandrakizay.
malagasy
Ary hampietry ny taranak'i Davida kosa Aho noho izany, nefa tsy ho mandrakizay.