1 Kings 11:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony efa antitra i Solomona dia navilin’ireo vadiny hanaraka andriamanitra hafa ny fony ka tsy nahitsy tamin’NY TOMPO Andriamaniny intsony tahaka ny fon’i Davida rainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nony tamin’ny fahanteran’i Salômôna, dia natongilan’ny vadiny ho amin’ny andriamani-kafa ny fony, ka tsy mba an’i Iaveh Andriamaniny manontolo, toy ny an’i Davida rainy, ny fony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa antitra i Salômôna, dia notarihin’ny vadiny hanaraka andriamani-kafa; ka tsy tokam-po tamin’ny TOMPO Andriamaniny toa an’i Davida rainy intsony izy,
Malagasy Bible 1865
Fa nony efa antitra Solomona, dia navilin'ny vadiny ny fony hanaraka andriamani-kafa, ka ny fony tsy mba nahitsy tamin'i Jehovah Andriamaniny tahaka ny fon'i Davida rainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony efa antitra i Solomona dia navilin’ireo vadiny hanaraka andriamanitra hafa ny fony ka tsy nahitsy tamin’NY TOMPO Andriamaniny intsony tahaka ny fon’i Davida rainy.
malagasy
Fa nony efa antitra Solomona, dia navilin'ny vadiny ny fony hanaraka andriamani-kafa, ka ny fony tsy mba nahitsy tamin'i Jehovah Andriamaniny tahaka ny fon'i Davida rainy.