1 Kings 11:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tantaran’i Solomona sisa mbamin’izay rehetra nataony ary ny fahendreny, tsy voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantaran’i Solomona va izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sisa amin’ny asa nataon’i Salômôna, ny zavatra rehetra nataony sy ny fahendreny, moa tsy voasoratra ao amin’ny bokin’ny Asan’i Salômôna va?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sisa amin’ny tantaran’i Salômôna ary koa ny zavatra hafa rehetra nataony sy ny fahendreny dia voasoratra ao amin’ny boky milohateny hoe Asan’i Salômôna.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tantaran'i Solomona sisa mbamin'izay rehetra nataony ary ny fahendreny, tsy voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'i Solomona va izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tantaran’i Solomona sisa mbamin’izay rehetra nataony ary ny fahendreny, tsy voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantaran’i Solomona va izany?
malagasy
Ary ny tantaran'i Solomona sisa mbamin'izay rehetra nataony ary ny fahendreny, tsy voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'i Solomona va izany?