1 Kings 11:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efapolo taona ny andro nanjakan’i Solomona tamin’ny Israely rehetra tany Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efapolo taona no andro nanjakan’i Salômôna tao Jerosalema tamin’i Israely rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny nanjakàn’i Salômôna tao Jerosalema, tamin’i Israely manontolo, dia naharitra efapolo taona.
Malagasy Bible 1865
Ary ny andro nanjakan'i Solomona tamin'ny Isiraely rehetra tany Jerosalema dia efa-polo taona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efapolo taona ny andro nanjakan’i Solomona tamin’ny Israely rehetra tany Jerosalema.
malagasy
Ary ny andro nanjakan'i Solomona tamin'ny Isiraely rehetra tany Jerosalema dia efa-polo taona.Ary Solomona lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao an-Tanànan'i Davida rainy izy; ary Rehoboama zanany no nanjaka nandimby azy.