1 Kings 11:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nodimandry any amin’ny razany i Solomona ka nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida rainy. I Rehoboama zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nody mandry any amin’ny razany i Salômôna ka nalevina tao an-tanànan’i Davida rainy. Ary i Rôbôama zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany i Salômôna, dia nalevina tao an- tanànan’i Davida rainy; ary i Rehabohama zanany lahy no nanjaka nandimby azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Solomona lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao an-Tanànan'i Davida rainy izy; ary Rehoboama zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nodimandry any amin’ny razany i Solomona ka nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida rainy. I Rehoboama zanany no nanjaka nandimby azy.
malagasy
Ary Solomona lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao an-Tanànan'i Davida rainy izy; ary Rehoboama zanany no nanjaka nandimby azy.