1 Kings 11:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nanaraka an’i Astarta, andriamani-bavin’ny Sidoniana, sy i Milkoma, fahavetavetan’ny Amonita i Solomona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa nanaraka an’i Astarte andriamani-bavin’ny Sidonianina i Salômôna, sy an’i Melkôma, fahavetavetan’ny Amônita.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa nanompo an’i Hastôreta andriamani-bavin’ny Tsidônianina sy nanompo an’i Milkôma andriamani-tsampin’ny Hamônita.
Malagasy Bible 1865
Fa Solomona nanaraka an'i Astarta, andriamani-bavin'ny Sidoniana, sy Milkoma, fahavetavetan'ny Amonita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nanaraka an’i Astarta*, andriamani-bavin’ny Sidoniana, sy i Milkoma, fahavetavetan’ny Amonita i Solomona.
malagasy
Fa Solomona nanaraka an'i Astarta, andriamani-bavin'ny Sidoniana, sy Milkoma, fahavetavetan'ny Amonita.