1 Kings 11:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO i Solomona ka tsy mba tanteraka tamin’ny fanarahana Azy tahaka an’i Davida rainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa nanao izay ratsy teo imason’i Iaveh i Salômôna, fa tsy mba nanaraka an-tsakany sy an-davany an’i Iaveh, tahaka an’i Davida rainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO izy, ka tsy nanaraka tanteraka AZY tahaka ny nataon’i Davida rainy.
Malagasy Bible 1865
Ary Solomona nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah, ka tsy mba tanteraka tamin'ny fanarahana Azy tahaka an'i Davida rainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO i Solomona ka tsy mba tanteraka tamin’ny fanarahana Azy tahaka an’i Davida rainy.
malagasy
Ary Solomona nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah, ka tsy mba tanteraka tamin'ny fanarahana Azy tahaka an'i Davida rainy.