1 Kings 11:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy izany no nataony ho an’ireo vadiny hafa firenena rehetra, izay nandoro ditin-kazo manitra sy namono zavatra hatao fanatitra ho an’ireo andriamaniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao toy izany koa izy ho an’ny vadiny hafa firenena rehetra, izay nandoro zava-manitra sy nanatitra sorona ho an’ny andriamanitr’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanaovany toy izany avokoa ireo andriamanitry ny vadiny hafa firenena mba hahazoany mandoro zava-manitra mifangaro sy manao sorona.
Malagasy Bible 1865
Ary toy izany koa no nataony ho an'izay vadiny hafa firenena rehetra, izay nandoro ditin-kazo manitra sy namono zavatra hatao fanatitra ho an'ny andriamaniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy izany no nataony ho an’ireo vadiny hafa firenena rehetra, izay nandoro ditin-kazo manitra sy namono zavatra hatao fanatitra ho an’ireo andriamaniny.
malagasy
Ary toy izany koa no nataony ho an'izay vadiny hafa firenena rehetra, izay nandoro ditin-kazo manitra sy namono zavatra hatao fanatitra ho an'ny andriamaniny.