1 Kings 11:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tezitra tamin’i Solomona NY TOMPO noho ny nivilian’ny fony niala tamin’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, izay niseho indroa taminy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tezitra tamin’i Salômôna i Iaveh noho ny nivilian’ny fony niala tamin’i Iaveh Andriamanitr’i Israely izay efa niseho taminy indroa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niseho indroa tamin’i Salômôna ny TOMPO Andriamanitr’i Israely ka nandidy azy marimarina mba tsy hanaraka andriamani-kafa; kanefa tsy nitandrina izany i Salômôna fa nampivily fo hiala taminy. Koa dia nisafoahan’ny TOMPO i Salômôna
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah tezitra tamin'i Solomona noho ny nivilian'ny fony niala tamin'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, Izay efa niseho taminy indroa
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tezitra tamin’i Solomona NY TOMPO noho ny nivilian’ny fony niala tamin’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, izay niseho indroa taminy,
malagasy
Ary Jehovah tezitra tamin'i Solomona noho ny nivilian'ny fony niala tamin'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, Izay efa niseho taminy indroa