1 Kings 12:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Rehoboama dia nankany Sekema satria tonga tany ny Israely rehetra hampanjaka azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nankany Sikema i Rôbôama, fa tonga tany Sikema i Israely rehetra hampanjaka azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nankany Sekema i Rehabohama, satria tao no efa nahatongavan’ny Israelita tavaratra rehetra hampanjaka azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Rehoboama nankany Sekema, fa tany no efa nalehan'ny Isiraely rehetra hampanjaka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Rehoboama dia nankany Sekema satria tonga tany ny Israely rehetra hampanjaka azy.
malagasy
[Ny niodinan'ny firenena folo, sy ny niandohan'ny fanjahan'Isiraely] Ary Rehoboama nankany Sekema, fa tany no efa nalehan'ny Isiraely rehetra hampanjaka azy.