1 Kings 12:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanao teny mafy tamin’ny olona ny mpanjaka fa tsy niraharaha ny torohevitra nomen’ireo zokiolona azy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teny mafy no navalin’ny mpanjaka ny vahoaka. Navelany ny hevitra nomen’ny zokiolona, fa araka ny hevitry ny tovolahy no nitenenany taminy, nataony hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teny mahery no navalin’ny mpanjaka ireo vahoaka fa tsy noraharahainy akory ny torohevitry ny loholona;
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjaka nanao teny mafy tamin'ny olona, fa nandà ny saina nomen'ireo zoki-olona azy izy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanao teny mafy tamin’ny olona ny mpanjaka fa tsy niraharaha ny torohevitra nomen’ireo zokiolona azy
malagasy
Ary ny mpanjaka nanao teny mafy tamin'ny olona, fa nandà ny saina nomen'ireo zoki-olona azy izy