1 Kings 12:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny Zanak’Israely izay nonina tany amin’ireo tanànan’i Joda ihany no nanjakan’i Rehoboama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny zanak’i Israely nonina tamin’ny tanànan’i Jodà, no sisa nanjakan-dRôbôama.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny Israelita nonina tamin’ny tanànan’i Joda ihany no nanjakan’i Rehabohama.
Malagasy Bible 1865
Fa ny Zanak'Isiraely izay nonina tany an-tanànan'ny Joda ihany no nanjakan-dRehoboama.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny Zanak’Israely izay nonina tany amin’ireo tanànan’i Joda ihany no nanjakan’i Rehoboama.
malagasy
Fa ny Zanak'Isiraely izay nonina tany an-tanànan'ny Joda ihany no nanjakan-dRehoboama.