1 Kings 12:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa nikomy tamin’ny taranak’i Davida ny Israely mandraka androany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany no niendahan’i Israely tamin’ny tranon’i Davida mandrak’androany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany no nikomian’i Israely avaratra tamin’ny taranak’i Davida mandraka androany.
Malagasy Bible 1865
Ka dia niodina tamin'ny taranak'i Davida ny Isiraely mandraka androany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa nikomy tamin’ny taranak’i Davida ny Israely mandraka androany.
malagasy
Ka dia niodina tamin'ny taranak'i Davida ny Isiraely mandraka androany.