1 Kings 12:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mbola tany Ejipta i Jeroboama, zanak’i Nebata, raha nandre izany; tany Ejipta mantsy no nalehany tamin’izy nandositra an’i Solomona mpanjaka ka nonina tany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandre izany i Jerôbôama zanak’i Nabata, izay mbola tany Ejipta, fa tany no nandosirany lavitra an’i Salômôna mpanjaka, ka nitoetra tany Ejipta i Jerôbôama,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha nandre izany i Jerôbohama zanakalahin’i Nebata, dia mbola tany Ejipta toerana nandosirany an’i Salômôna mpanjaka izy;
Malagasy Bible 1865
Koa raha nandre izany Jeroboama, zanak'i Nebata (fa izy mbola tany Egypta, izay nalehany tamin'izy nandositra niala teo anatrehan'i Solomona mpanjaka;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mbola tany Ejipta i Jeroboama, zanak’i Nebata, raha nandre izany; tany Ejipta mantsy no nalehany tamin’izy nandositra an’i Solomona mpanjaka ka nonina tany izy.
malagasy
Koa raha nandre izany Jeroboama, zanak'i Nebata (fa izy mbola tany Egypta, izay nalehany tamin'izy nandositra niala teo anatrehan'i Solomona mpanjaka;