1 Kings 12:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanjo tonga tamin’i Semaia, lehilahin’Andriamanitra, kosa, ny tenin’Andriamanitra hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo, tonga tamin’i Samaiasa olon’Andriamanitra ny tenin’Andriamanitra nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo nisy tenin’Andriamanitra tamin’i Semahià olon’Andriamanitra, dia teny nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Kanjo tonga tamin'i Semaia, lehilahin'Andriamanitra, kosa ny tenin'Andriamanitra nanao hoe
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanjo tonga tamin’i Semaia, lehilahin’Andriamanitra, kosa, ny tenin’Andriamanitra hoe:
malagasy
Kanjo tonga tamin'i Semaia, lehilahin'Andriamanitra, kosa ny tenin'Andriamanitra nanao hoe