1 Kings 12:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitenena amin’i Rehoboama, zanak’i Solomona, mpanjakan’i Joda, sy amin’ny taranak’i Joda sy i Benjamina rehetra ary amin’ny vahoaka sisa hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mitenena ianao amin-dRôbôama zanak’i Salômôna mpanjakan’i Jodà sy amin’ny taranak’i Jodà sy i Benjamina ary amin’ny vahoaka sisa, ka ataovy hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ambarao amin’i Rehabohama, zanakalahin’i Salômôna sady mpanjakan’i Joda, ary koa amin’ny taranak’i Joda sy i Benjamîna rehetra ary amin’ny vahoaka sisa,
Malagasy Bible 1865
Mitenena amin-dRehoboama, zanak'i Solomona, mpanjakan'ny Joda, sy amin'ny taranak'i Joda sy Benjamina rehetra ary amin'ny vahoaka sisa hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitenena amin’i Rehoboama, zanak’i Solomona, mpanjakan’i Joda, sy amin’ny taranak’i Joda sy i Benjamina rehetra ary amin’ny vahoaka sisa hoe:
malagasy
Mitenena amin-dRehoboama, zanak'i Solomona, mpanjakan'ny Joda, sy amin'ny taranak'i Joda sy Benjamina rehetra ary amin'ny vahoaka sisa hoe: