1 Kings 12:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Jeroboama dia niteny anakampo hoe: Izao ny fanjakana dia hiverina amin’ny taranak’i Davida ihany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jerôbôama anakampony: «Mba mety ho tafaverina amin’ny tranon’i Davida ihany ny fanjakana izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy i Jerôbohama anakampo hoe: «Raha izao no fandehan-javatra, dia mety hiverina amin’ny taranak’i Davida indray ny fanjakana.
Malagasy Bible 1865
Ary Jeroboama nanao anakampo hoe: Izao ny fanjakana dia hody amin'ny taranak'i Davida ihany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Jeroboama dia niteny anakampo hoe: Izao ny fanjakana dia hiverina amin’ny taranak’i Davida ihany;
malagasy
Ary Jeroboama nanao anakampo hoe: Izao ny fanjakana dia hody amin'ny taranak'i Davida ihany;