1 Kings 12:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nila hevitra ny mpanjaka ka nanao ombilahy kely volamena roa; sady hoy izy tamin’ny olona: Aoka izay ny fiakaranareo any Jerosalema! Ry Israely ô, indreo ny andriamanitrao izay nitondra anao nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandinidinika ny mpanjaka, ka nanao zanak’omby volamena roa ary nilaza tamin’ny vahoaka hoe: «Efa ela niakarana tany Jerosalema ianareo, ry Israely, ity no andriamanitrao, izay nitondra anao niakatra avy tany amin’ny tany Ejipta.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitady hevitra i Jerôbohama mpanjaka ka nanao ombilahikely volamena roa, ary nilaza tamin’ny vahoaka hoe: –Efa be izay niakaranareo matetika tany Jerosalema izay, ry Israely ô, koa indreo ny andriamanitrareo izay nitondra anareo niala tany Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Dia nihevitra ny mpanjaka ka nanao ombilahy kely volamena roa; ary hoy izy tamin'ny olona: "Aoka izay ny fiakaranareo any Jerosalema! Ry Isiraely ô" indreo ny andriamanitrao, izay nitondra anao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nila hevitra ny mpanjaka ka nanao ombilahy kely volamena roa; sady hoy izy tamin’ny olona: Aoka izay ny fiakaranareo any Jerosalema! Ry Israely ô, indreo ny andriamanitrao izay nitondra anao nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta!
malagasy