1 Kings 12:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny iray dia napetrany tao Betela, fa ny iray hafa kosa tao Dana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny iray napetrany tao Betela, ary ny iray kosa, tany Dana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sarivongana volamena iray dia napetrany tao Betela ary ny iray kosa tao Dana.
Malagasy Bible 1865
Ary ny anankiray dia napetrany tao Betela, fa ny anankiray kosa dia tao Dana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny iray dia napetrany tao Betela, fa ny iray hafa kosa tao Dana.
malagasy
Ary ny anankiray dia napetrany tao Betela, fa ny anankiray kosa dia tao Dana.