1 Kings 12:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandefa iraka haka azy ny olona, dia tonga izy sy ny fiangonana, dia ny Israely rehetra, ka niteny tamin’i Rehoboama hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nampanalain’ny olona. Tamin’izay i Jerôbôama sy ny fiangonan’i Israely rehetra, dia nanatona ka niteny tamin’i Rôbôama nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
koa nisy olona nirahina haka azy; ary tonga izy sy ny vondron’ny Israelita tavaratra rehetra, ka niteny tamin’i Rehabohama hoe:
Malagasy Bible 1865
ka dia naniraka naka azy ny olona), dia tonga izy sy ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, ka niteny tamin-dRehoboama hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandefa iraka haka azy ny olona, dia tonga izy sy ny fiangonana, dia ny Israely rehetra, ka niteny tamin’i Rehoboama hoe:
malagasy
ka dia naniraka naka azy ny olona), dia tonga izy sy ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, ka niteny tamin-dRehoboama hoe: