1 Kings 12:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fahotana anefa izany zavatra izany, satria ny olona nandeha teo anatrehan’ny iray tamin’ireo, hatrany Dana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahatonga fahotana izany fa lasa hatrany Dana hivavaka amin’ny anankiray amin’ireo ny vahoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanosika ny olona hanota izany, fa maro ireo no tonga nanaraka ny iray tamin’ny sarivongana hatrany Dana.
Malagasy Bible 1865
Ary izany zavatra izany dia tonga fahotana; fa ny olona dia nandeha hivavaha teo anatrehan'ny anankiray amin'ireo hatrany Dana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fahotana anefa izany zavatra izany, satria ny olona nandeha teo anatrehan’ny iray tamin’ireo, hatrany Dana.
malagasy
Ary izany zavatra izany dia tonga fahotana; fa ny olona dia nandeha hivavaha teo anatrehan'ny anankiray amin'ireo hatrany Dana.