1 Kings 12:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanorina trano teny amin’ny toerana fanaovana sorona izy sady nanendry olona avy tao amin’ny vahoaka ho mpisorona, nefa ireo dia tsy avy amin’ny taranak’i Levy akory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao trano ho an’ny fitoerana avo i Jerôbôama, ary namorona mpisorona nalainy tamin’ny vahoaka fa tsy isan’ny taranak’i Levì.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanorina trano teny amin’ny toeram-panasinana i Jerôbohama sady nanendry mpisorona hafa tamin’ny sarambabem-bahoaka, izay tsy anisan’ny taranak’i Levỳ akory.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao trano teny amin'ny fitoerana avo izy sady nanendry olona hafa ho mpisorona, izay tsy isan'ny taranak'i Levy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanorina trano teny amin’ny toerana fanaovana sorona izy sady nanendry olona avy tao amin’ny vahoaka ho mpisorona, nefa ireo dia tsy avy amin’ny taranak’i Levy akory.
malagasy
Ary nanao trano teny amin'ny fitoerana avo izy sady nanendry olona hafa ho mpisorona, izay tsy isan'ny taranak'i Levy.