1 Kings 12:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rainao dia nampitondra zioga mavesatra anay; fa ianao kosa, mba hamaivano ankehitriny ny fanompoana mafy tamin’ny rainao sy ny zioga mavesatra izay nataony taminay, dia hanompo anao izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Irainao nampitondra jioga mavesatra anay, fa ianao kosa ankehitriny, dia hamaivano ny fanompoana mafy tamin-drainao sy ny jioga mavesatra nanindriany anay, dia hanompo anao izahay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Irainao dia nampitondra zioga mavesatra anay. Fa ankehitriny kosa, raha mba hamaivaninao ny fanompoana mafy tamin-drainao sy ny zioga mavesatra nampiantsorohany anay, dia hanompo anao izahay.
Malagasy Bible 1865
Rainao dia nampitondra zioga mavesatra anay, fa inty kosa mby aminao ka mba hamaivano ny fanompoana mafy tamin-drainao sy ny zioga mavesatra izay nataony taminay, dia hanompo anao izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rainao dia nampitondra zioga mavesatra anay; fa ianao kosa, mba hamaivano ankehitriny ny fanompoana mafy tamin’ny rainao sy ny zioga mavesatra izay nataony taminay, dia hanompo anao izahay.
malagasy
Rainao dia nampitondra zioga mavesatra anay, fa inty kosa mby aminao ka mba hamaivano ny fanompoana mafy tamin-drainao sy ny zioga mavesatra izay nataony taminay, dia hanompo anao izahay.