1 Kings 12:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa hoy izy tamin’izy ireo: Mandehana aloha, fa raha afaka hateloana dia miverena atỳ amiko indray. Dia lasa ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao no nolazainy taminy: «Mandehana aloha ianareo, hateloana, vao miverina atỳ amiko indray.» Dia lasa ny vahoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny navalin’i Rehabohama azy: –Mandehana aloha fa mbola hieritreritra aho; ka raha afaka telo andro, dia miverena atỳ amiko indray ianareo. Dia lasa nody ny olona.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy kosa izy taminy: Mandehana aloha, ka raha afaka hateloana, dia mankanesa atỳ amiko indray. Dia lasa ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa hoy izy tamin’izy ireo: Mandehana aloha, fa raha afaka hateloana dia miverena atỳ amiko indray. Dia lasa ny olona.
malagasy
Fa hoy kosa izy taminy: Mandehana aloha, ka raha afaka hateloana, dia mankanesa atỳ amiko indray. Dia lasa ny olona.