1 Kings 12:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Naka hevitra tamin’ny zokiolona izay nanompo an’i Solomona rainy fony fahavelony i Rehoboama mpanjaka ka hoy izy: Ahoana no hevitra omenareo mba havaly ny vahoaka?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nila hevitra tamin’ny zokiolona i Rôbôama mpanjaka, dia tamin’ireo nitoetra teo anatrehan’i Salômôna rainy, fony fahavelony, ka nanao hoe: «Inona no hevitra omenareo havaly ny vahoaka?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Rehabohama kosa naka hevitra tamin’ny loholona izay mpandraharahan’i Salômôna rainy fony fahavelony ka nanontany azy hoe: –Ahoana no hevitra omenareo havaliko an’ireo vahoaka ireo?
Malagasy Bible 1865
Ary Rehoboama mpanjaka naka hevitra tamin'ny zoki-olona izay nitoetra teo anatrehan'i Solomona rainy fony fahavelony ka nanao hoe: Ahoana no hevitra omenareo havaly ny vahoaka?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Naka hevitra tamin’ny zokiolona izay nanompo an’i Solomona rainy fony fahavelony i Rehoboama mpanjaka ka hoy izy: Ahoana no hevitra omenareo mba havaly ny vahoaka?
malagasy
Ary Rehoboama mpanjaka naka hevitra tamin'ny zoki-olona izay nitoetra teo anatrehan'i Solomona rainy fony fahavelony ka nanao hoe: Ahoana no hevitra omenareo havaly ny vahoaka?