1 Kings 12:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ireo taminy: Raha mety ho mpanompon’ny vahoaka ianao izao ka hanompo azy sy hanao teny mora aminy dia ho mpanomponao mandrakizay izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niteny taminy izy ireo nanao hoe: «Raha izao ianao no mety hanampy ny vahoaka, raha mamonjy azy sy manome valin-teny ary manao teny mora aminy, dia ho mpanomponao mandrakizay izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny loholona tamin’i Rehabohama: –Raha izao ianao no vonon-kanompo azy ka manao teny mamy aminy, dia ho mpanomponao hatrany izy.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ireo taminy: Raha mety ho mpanompon'ny vahoaka ianao izao ka hanompo azy sy hanao teny mora aminy, dia ho mpanomponao mandrakizay izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ireo taminy: Raha mety ho mpanompon’ny vahoaka ianao izao ka hanompo azy sy hanao teny mora aminy dia ho mpanomponao mandrakizay izy.
malagasy
Dia hoy ireo taminy: Raha mety ho mpanompon'ny vahoaka ianao izao ka hanompo azy sy hanao teny mora aminy, dia ho mpanomponao mandrakizay izy.