1 Kings 12:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tsy nahoan’i Rehoboama akory ny torohevitra nomen’ireo zokiolona azy fa naka saina tamin’ireo tanora izay indray nihira taminy sady nanompo azy izy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Navelan-dRôbôama anefa ny hevitra nomen’ny zokiolona azy, fa ny tovolahy indray nihira taminy sy nitoetra teo anatrehany indray no nilany hevitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo tsy noraharahain’i Rehabohama ny torohevitra nomen’ny loholona azy; fa ny tovolahy izay nitovitovy taona taminy sady efa mpandraharahany no nakany hevitra,
Malagasy Bible 1865
Nefa nolavin-dRehoboama ny hevitra nomen'ireo zoki-olona azy, dia naka hevitra tamin'ny tovolahy izay indray nihira taminy sady efa nitoetra teo anatrehany izy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tsy nahoan’i Rehoboama akory ny torohevitra nomen’ireo zokiolona azy fa naka saina tamin’ireo tanora izay indray nihira taminy sady nanompo azy izy
malagasy
Nefa nolavin-dRehoboama ny hevitra nomen'ireo zoki-olona azy, dia naka hevitra tamin'ny tovolahy izay indray nihira taminy sady efa nitoetra teo anatrehany izy