1 Kings 13:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha tamin’ny lalan-kafa izy fa tsy niverina tamin’ilay nalehany ho any Betela intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia lasa izy ka lalan-kafa no nombany, fa tsy ny lalana nalehany ho any Betela no niverenany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lalan-kafa no nalehany fa tsy niverina tamin’ilay efa nandehanany nankany Betela izy.
Malagasy Bible 1865
Dia nandeha tamin'ny lalana hafa izy, fa tsy niverina tamin'ilay nalehany ho any Betela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha tamin’ny lalan-kafa izy fa tsy niverina tamin’ilay nalehany ho any Betela intsony.
malagasy
Dia nandeha tamin'ny lalana hafa izy, fa tsy niverina tamin'ilay nalehany ho any Betela.