1 Kings 13:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny rainy taminy: Aiza no lalana nalehany? Fa ireo zanany no nahita ny lalana nalehan’ilay lehilahin’Andriamanitra izay tonga avy tany Joda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny rainy tamin’izy ireo: «Aiza no lalana nalehany?» Fa hitan’ireto zanany kosa ny lalana nomban’ilay olon’Andriamanitra izay tonga avy tany amin’i Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny rainy taminy: –Aiza no lalana nalehany? Fa hitan-janany ny lalana nalehan’ilay olon’Andriamanitra izay tonga avy tany Joda.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy rainy taminy: Aiza no lalana nalehany? Fa ny zanany efa nahita ny lalana nalehan'ilay lehilahin'Andriamanitra izay tonga avy tany Joda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny rainy taminy: Aiza no lalana nalehany? Fa ireo zanany no nahita ny lalana nalehan’ilay lehilahin’Andriamanitra izay tonga avy tany Joda.
malagasy
Ary hoy rainy taminy: Aiza no lalana nalehany? Fa ny zanany efa nahita ny lalana nalehan'ilay lehilahin'Andriamanitra izay tonga avy tany Joda.