1 Kings 13:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary lasa nanaraka ilay lehilahin’Andriamanitra izy ka nahita azy nipetraka teo ambanin’ny hazo terebinta iray. Hoy izy taminy: Ianao moa ilay lehilahin’Andriamanitra avy tany Joda? Hoy ny navaliny: Eny, izaho no izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lasa izy nanaraka ilay olon’Andriamanitra ka nahita azy nipetraka teo ambanin’ny terebinta, dia hoy izy taminy: «Ianao va izany olon’Andriamanitra avy any Jodà izany?» Ary hoy ny navalin-dralehilahy: «Izaho no izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Narahin’io mpaminany io ny lalan’ilay olon’Andriamanitra ka tratrany izy, raha iny nipetraka teo ambanin’ny hazo lehibe iray iny, ary nanontaniany hoe: –Ianao ve ilay olon’Andriamanitra avy any Joda? Ka novaliany hoe: –Eny, izaho no izy.
Malagasy Bible 1865
Ary dia nanaraka ilay lehilahin'Andriamanitra izy ka nahita azy nipetraka teo ambanin'ny hazo terebinta; ka hoy izy taminy: Hianao moa ilay lehilahin'Andriamanitra avy tany Joda? Ary hoy izy: Eny, izaho no izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary lasa nanaraka ilay lehilahin’Andriamanitra izy ka nahita azy nipetraka teo ambanin’ny hazo terebinta* iray. Hoy izy taminy: Ianao moa ilay lehilahin’Andriamanitra avy tany Joda? Hoy ny navaliny: Eny, izaho no izy.
malagasy
Ary dia nanaraka ilay lehilahin'Andriamanitra izy ka nahita azy nipetraka teo ambanin'ny hazo terebinta; ka hoy izy taminy: Hianao moa ilay lehilahin'Andriamanitra avy tany Joda? Ary hoy izy: Eny, izaho no izy.