1 Kings 13:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy izy taminy: Andeha hiaraka amiko ho any an-tranoko mba hisakafo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy ilay mpaminany: «Andeha hiaraka amiko ho any an-trano, mba hihina-mofo kely.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy indray ity mpaminany taminy: –Andao hiaraka amiko ho any an-tranoko mba hihinan-javatra kely.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy taminy: Andeha hiaraka amiko ho any an-tranoko mba hihinan-kanina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy izy taminy: Andeha hiaraka amiko ho any an-tranoko mba hisakafo.
malagasy
Dia hoy izy taminy: Andeha hiaraka amiko ho any an-tranoko mba hihinan-kanina.