1 Kings 13:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy kosa izy: Tsy mahazo miverina hiaraka aminao aho na hiditra any an-tranonao, ary tsy hihinan-kanina na hisotro rano eto amin’ity toerana ity aho,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny navaliny: «Tsy azoko atao ny miara-miverina aminao, na miara-miditra aminao, tsy hiara-mihina-mofo na misotro rano aminao amin’ity fitoerana ity aho,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy izy namaly: –Tsia, tsy mahazo miverin-dalana hiaraka aminao aho ary tsy mahazo mihinan-kanina na misotro rano aminao atỳ;
Malagasy Bible 1865
Fa hoy kosa izy: Tsy mahazo miverina hiaraka aminao aho na hiditra any an-tranonao, ary tsy hihinan-kanina na hisotro rano aminao atỳ aho,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy kosa izy: Tsy mahazo miverina hiaraka aminao aho na hiditra any an-tranonao, ary tsy hihinan-kanina na hisotro rano eto amin’ity toerana ity aho,
malagasy
Fa hoy kosa izy: Tsy mahazo miverina hiaraka aminao aho na hiditra any an-tranonao, ary tsy hihinan-kanina na hisotro rano aminao atỳ aho,