1 Kings 13:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria tonga tamiko ny tenin’NY TOMPO hoe: Aza mihinan-kanina, na misotro rano any, ary aza miverina amin’ny lalana efa nalehanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria izao no voalaza tamiko tamin’ny tenin’i Iaveh: Aza mihina-mofo any, na misotro rano any, ary aza ny lalana nombanao fony nandroso ianao no hiverenanao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria izao no tenin’ny TOMPO tamiko: «Aza mihinan-kanina na misotro any, ary aza miverina amin’ny lalana efa nalehanao.»
Malagasy Bible 1865
satria tonga tamiko ny tenin'i Jehovah hoe: Aza mihinan-kanina, na misotro rano any, ary aza miverina amin'ny lalana efa nalehanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria tonga tamiko ny tenin’NY TOMPO hoe: Aza mihinan-kanina, na misotro rano any, ary aza miverina amin’ny lalana efa nalehanao.
malagasy
satria tonga tamiko ny tenin'i Jehovah hoe: Aza mihinan-kanina, na misotro rano any, ary aza miverina amin'ny lalana efa nalehanao.