1 Kings 13:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niverina niaraka taminy izy ka nihinan-kanina sy nisotro rano tao an-tranony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niara-niverina taminy ilay olon’Andriamanitra, ka nihina-mofo sy nisotro rano tao an-tranony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niverina niaraka taminy ihany ilay olon’Andriamanitra, ka nihinan-kanina sy nisotro rano tao an-tranony.
Malagasy Bible 1865
Dia niverina niaraka taminy izy ka nihinan-kanina sy nisotro rano tao an-tranony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niverina niaraka taminy izy ka nihinan-kanina sy nisotro rano tao an-tranony.
malagasy