1 Kings 13:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola nipetraka teo amin’ny latabatra anefa izy roa lahy dia tonga tamin’ilay mpaminany nitondra azy niverina ny tenin’NY TOMPO
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola nipetraka teo amin’ny latabatra izy ireo, dia tonga tamin’ilay mpaminany nitondra azy niverina ny tenin’i Iaveh,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha mbola nipetraka nihinana izy roa lahy, dia nisy tenin’ny TOMPO tamin’ilay mpaminany antitra nampiverin-dalana;
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola nipetraka teo amin'ny latabatra izy roa lahy, dia tonga tamin'ilay mpaminany nitondra azy niverina ny tenin'i Jehovah;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola nipetraka teo amin’ny latabatra anefa izy roa lahy dia tonga tamin’ilay mpaminany nitondra azy niverina ny tenin’NY TOMPO
malagasy
Ary raha mbola nipetraka teo amin'ny latabatra izy roa lahy, dia tonga tamin'ilay mpaminany nitondra azy niverina ny tenin'i Jehovah;