1 Kings 13:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa niverina nihinan-kanina sy nisotro rano teto amin’ny tany izay nandraran’NY TOMPO anao hoe: Aza mihinan-kanina na misotro rano, dia tsy ho tonga any am-pasan-drazanao ny fatinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary noho ianao niverina, ka nihina-mofo sy nisotro rano tamin’ny toerana nandraran’i Iaveh anao hoe: Aza mihina-mofo any, na misotro rano any, dia tsy hiditra am-pasan-drazana ny fatinao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
noho ianao niverina nihinan-kanina sy nisotro rano tany amin’ny tany izay nandraran’ny TOMPO anao hoe: ‹Aza mihinan-kanina na misotro rano any›, dia ho faty ianao kanefa tsy hiditra am-pasan-drazanao ny fatinao.»
Malagasy Bible 1865
fa niverina nihinan-kanina sy nisotro rano tany amin'ny tany izay nandraran'i Jehovah anao hoe: Aza mihinan-kanina na misotro rano, dia tsy ho tonga any am-pasan-drazanao ny fatinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa niverina nihinan-kanina sy nisotro rano teto amin’ny tany izay nandraran’NY TOMPO anao hoe: Aza mihinan-kanina na misotro rano, dia tsy ho tonga any am-pasan-drazanao ny fatinao.
malagasy
fa niverina nihinan-kanina sy nisotro rano tany amin'ny tany izay nandraran'i Jehovah anao hoe: Aza mihinan-kanina na misotro rano, dia tsy ho tonga any am-pasan-drazanao ny fatinao.