1 Kings 13:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa avy nihinana sy nisotro izy dia nasiany lasely ny boriky hitaingenan’ilay mpaminany izay noentiny niverina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony avy nihina-mofo sy nisotro izy, dia nasian’ilay mpaminany antitra lasely ny ampondrany mba ho azy, dia ho an’ity mpaminany naveriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa avy nihinana sy nisotro izy roa lahy, dia nasian’ilay lahiantitra lasely ny boriky hitaingenan’ilay mpaminany voataonany hiverina teo iny.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa avy nihinana sy nisotro izy, dia nasiany lasely ny boriky hitaingenan'ilay mpaminany naveriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa avy nihinana sy nisotro izy dia nasiany lasely ny boriky hitaingenan’ilay mpaminany izay noentiny niverina.
malagasy
Ary rehefa avy nihinana sy nisotro izy, dia nasiany lasely ny boriky hitaingenan'ilay mpaminany naveriny.