1 Kings 13:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indreo nisy olona nandalo ka nahita ny faty niampatra teo an-dalana sy ny liona nijanona teo anilan’ny faty, dia lasa nandeha ireo ka nilaza izany tany an-tanàna izay nitoeran’ilay mpaminany antitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indro fa nisy olona nandalo ka nahita ity faty niampatra teo an-dalana sy ny liona nitoetra teo akaikin’ny faty, ka nilaza izany, nony tonga teo amin’ny tanàna nonenan’ilay mpaminany antitra izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa hitan’ny mpandalo ny faty niampatra teo amin’ny lalana sy ny liona nijanona teo anilany, dia lasa ireo nitantara izany tany amin’ny tanàna izay nipetrahan’ilay mpaminany antitra.
Malagasy Bible 1865
Ary, indreo nisy olona nandalo ka nahita ny faty niampatra teo an-dalana sy ny liona nijanona teo anilan'ny faty, dia lasa nandeha ireo ka nilaza izany tany an-tanàna izay nitoeran'ilay mpaminany antitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indreo nisy olona nandalo ka nahita ny faty niampatra teo an-dalana sy ny liona nijanona teo anilan’ny faty, dia lasa nandeha ireo ka nilaza izany tany an-tanàna izay nitoeran’ilay mpaminany antitra.
malagasy