1 Kings 13:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niteny tamin’ny zanany lahy izy hoe: Asio lasely ny boriky hitaingenako. Dia nasiany lasely ilay boriky.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy tamin’ireo zanany: «Asio lasely ny ampondra.» Nony voaisin’ireo lasely ny ampondra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia hoy ity lahiantitra tamin’ireto zanany: –Asio lasely ny borikiko! Nony voaisy lasely ny boriky,
Malagasy Bible 1865
Ary izy niteny tamin'ny zananilahy hoe: Asio lasely ny boriky hitaingenako. Dia nasiany lasely izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niteny tamin’ny zanany lahy izy hoe: Asio lasely ny boriky hitaingenako. Dia nasiany lasely ilay boriky.
malagasy
Ary izy niteny tamin'ny zananilahy hoe: Asio lasely ny boriky hitaingenako. Dia nasiany lasely izy.