1 Kings 13:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nandeha izy dia nahita ny fatin-dRalehilahy niampatra teo an-dalana, ary ny boriky sy ny liona samy nijanona teo anilan’ny faty; nefa ny liona dia tsy nihinana ny faty na namiravira ny boriky.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nandeha izy, ka nahita ity faty niampatra teo an-dalana, mbamin’ny ampondra sy ny liona nijanona teo anilan’ilay faty. Ny liona tsy nihinana ny faty, tsy namiravira ity ampondra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nandeha ilay mpaminany antitra ka nahita ny fatin-dralehilahy niampatra teo amin’ny lalana ary ny boriky sy ny liona nijanona teo anilan’ny faty; nefa ny liona tsy nihinana ny faty ary tsy namiravira ny boriky.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nandeha izy, dia nahita ny fatin-dralehilahy niampatra teo an-dalana, ary ny boriky sy ny liona samy nijanona teo anilan'ny faty; nefa ny liona tsy nihinana ny faty na namiravira ny boriky.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nandeha izy dia nahita ny fatin-dRalehilahy niampatra teo an-dalana, ary ny boriky sy ny liona samy nijanona teo anilan’ny faty; nefa ny liona dia tsy nihinana ny faty na namiravira ny boriky.
malagasy
Ary nony nandeha izy, dia nahita ny fatin-dralehilahy niampatra teo an-dalana, ary ny boriky sy ny liona samy nijanona teo anilan'ny faty; nefa ny liona tsy nihinana ny faty na namiravira ny boriky.