1 Kings 13:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nobatain’ilay mpaminany ny fatin’ilay lehilahin’Andriamanitra ka nasampiny tamin’ny boriky ary noentiny niverina. Tonga tao an-tanàna ilay lehilahy antitra mba hisaona sy handevina azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noaingan’ilay mpaminany ny fatin’ilay olon’Andriamanitra, nataony teo ambonin’ny ampondrany, dia nentiny; ary niverina tany an-tanànany ity mpaminany antitra, hitomany sy handevina azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nobatain’ilay mpaminany antitra ny fatin’ilay olon’Andriamanitra ka nakariny teo ambony boriky ary nentiny niverina tany an-tanànany mba hanaovany fisaonana sy fandevenana.
Malagasy Bible 1865
Ary nobetain'ilay mpaminany ny fatin'ilay lehilahin'Andriamanitra ka nasampiny tamin'ny boriky, dia nentiny niverina; ary tonga tao an-tanàna ilay mpaminany antitra mba hisaona sy handevina azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nobatain’ilay mpaminany ny fatin’ilay lehilahin’Andriamanitra ka nasampiny tamin’ny boriky ary noentiny niverina. Tonga tao an-tanàna ilay lehilahy antitra mba hisaona sy handevina azy.
malagasy
Ary nobetain'ilay mpaminany ny fatin'ilay lehilahin'Andriamanitra ka nasampiny tamin'ny boriky, dia nentiny niverina; ary tonga tao an-tanàna ilay mpaminany antitra mba hisaona sy handevina azy.