1 Kings 13:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’io andro io ihany koa dia nanambara famantarana izy ka nilaza hoe: Izao no famantarana nolazain’NY TOMPO: Indro, hitresaka ny alitara ka hiely ny lavenona izay eo amboniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Androtr’izay ihany, dia nanome famantarana izy nanao hoe: «Izao no famantarana fa i Iaveh no niteny: Indro fa hitresaka ny ôtely ary hiely ny lavenony eo amboniny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Androtr’io ihany dia nanome famantarana ilay olon’Andriamanitra ka nanambara hoe: –Izao no famantarana ho porofo fa ny TOMPO no niteny: «Indro hitresaka ny alitara ka hiely amin’ny tany ny lavenona eo amboniny.»
Malagasy Bible 1865
Ary naneho fahagagana androtrizay izy nanao hoe: Izao no fahagagana izay nolazain'i Jehovah: Indro, hitresaka ny alitara, ka hikorotsaka ny lavenona izay eo amboniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’io andro io ihany koa dia nanambara famantarana izy ka nilaza hoe: Izao no famantarana nolazain’NY TOMPO: Indro, hitresaka ny alitara ka hiely ny lavenona izay eo amboniny.
malagasy
Ary naneho fahagagana androtrizay izy nanao hoe: Izao no fahagagana izay nolazain'i Jehovah: Indro, hitresaka ny alitara, ka hikorotsaka ny lavenona izay eo amboniny.