1 Kings 13:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary naleviny tao amin’ny fasany ny fatin-dRalehilahy ka nitomanian’ny olona hoe: Indrisy, ry rahalahiko!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataony tao amin’ny fasany ny faty, dia nitomanian’izy ireo izy, nataony hoe: «Indrisy! ry rahalahiko!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia naleviny tao am-pasany ny faty ka nitomanian’ny olona an-kira hoe: «Indrisy, ry rahalahiko!»
Malagasy Bible 1865
Ary ny fatin-dralehilahy naleviny tao am-pasany, dia nitomanian'ny olona hoe: Indrisy, ry rahalahiko!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary naleviny tao amin’ny fasany ny fatin-dRalehilahy ka nitomanian’ny olona hoe: Indrisy, ry rahalahiko!
malagasy
Ary ny fatin-dralehilahy naleviny tao am-pasany, dia nitomanian'ny olona hoe: Indrisy, ry rahalahiko!