1 Kings 13:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa voaleviny Ralehilahy dia hoy izy tamin’ny zanany: Rehefa maty aho dia mba aleveno ao amin’ny fasana izay ilevenan’ilay lehilahin’Andriamanitra ka ataovy eo anilan’ny taolany ny taolako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony avy nandevina azy izy, dia nanao tamin’ireto zanany hoe: «Raha avy izay hahafatesako, dia aleveno amin’ny fasana ilevenan’ity olon’Andriamanitra ity aho, ka ataovy eo anilan’ny taolany ny taolako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’ny fandevenana dia hoy ilay mpaminany antitra tamin’ireo zanany: –Rehefa maty aho, dia aleveno ao amin’ny fasana ilevenan’io olon’Andriamanitra io, ka ataovy eo anilan’ny taolambalony ny taolambaloko.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa voaleviny ralehilahy, dia hoy izy tamin'ny zanany: Rehefa maty aho, dia mba aleveno ao amin'ny fasana izay ilevenan'ilay lehilahin'Andriamanitra, ka ataovy eo anilan'ny taolany ny taolako;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa voaleviny Ralehilahy dia hoy izy tamin’ny zanany: Rehefa maty aho dia mba aleveno ao amin’ny fasana izay ilevenan’ilay lehilahin’Andriamanitra ka ataovy eo anilan’ny taolany ny taolako.
malagasy
Ary rehefa voaleviny ralehilahy, dia hoy izy tamin'ny zanany: Rehefa maty aho, dia mba aleveno ao amin'ny fasana izay ilevenan'ilay lehilahin'Andriamanitra, ka ataovy eo anilan'ny taolany ny taolako;