1 Kings 13:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izany no tonga fahotan’ny taranak’i Jeroboama ka namongorana sy nandringanana azy tsy ho eo ambonin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampisy fahotana momba ny tranon’i Jerôbôama izany ka io no antony nandringanana sy namongorana azy teto ambonin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga fahotan’ny fianakavian’i Jerôbohama izany ka nahafongotra sy naharingana azy tanteraka teto ambonin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ary dia tonga fahotan'ny taranak'i Jeroboama izany ka namongorana sy nandringanana azy tsy ho eo ambonin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izany no tonga fahotan’ny taranak’i Jeroboama ka namongorana sy nandringanana azy tsy ho eo ambonin’ny tany.
malagasy
Ary dia tonga fahotan'ny taranak'i Jeroboama izany ka namongorana sy nandringanana azy tsy ho eo ambonin'ny tany.